Dikan'ny teny : baroa
Hampiditra dikany hafa
a.: Anarana mpitondra fanjakana iray, izay tsy fantatra marina raha nisy aratantara fa nanaovana ohatra amin'ny fitondrana baranahiny, tsy misy lalàna, ka samy manao izay tiany ny olom-pehezina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha