Dikan'ny teny : barakoma
Hampiditra dikany hafa
a.: Anjombona tsy mba misy tandrok'omby fa volotsangana fotsiny; hasiana lavaka iray na roa, raha tiana hisy feo avo sy iva.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha