Dikan'ny teny : baorina

Hampiditra dikany hafa
(fr. borne) a.: Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin'ny fanjakana: Tany vita baorina. • Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan'ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0557