Dikan'ny teny : bakora
Hampiditra dikany hafa
p. toe.: Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina. • H.o.: Nofo bakora: Enti-milaza hatanorana vao misondrotra toy ny voninkazo vao mivelatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha