Dikan'ny teny : bahana

Hampiditra dikany hafa
a.: Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan'ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan'ny tena. 1 Bahanina, abahana 1 mibahana, fibahana, mpibahana 1 ibahanana, fibahanana 1 mahabahana 1 bahambahana, mibahambahana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0385