Dikan'ny teny : avongaingy
Hampiditra dikany hafa
(vongaingy) mt. at. (avongaingeo): Enti-milaza ny entana na ny zava-mavesatra atao eo an-damosina ka mampilefitra azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha