Dikan'ny teny : avivitra
Hampiditra dikany hafa
1.
(vivitra) mt, fit. (auiuito): Entina mamivitra, mandroritra olona na zavatra amin'ny sofiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.mt.: Antomotra, antsisiny kely, amorony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha