Dikan'ny teny : avaotra
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Zavamaniry fanao ody aretin'ny fantson'ny filahiana ny fakany (Smilax krussiana).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
na Havaotra a.: Karazan-javamanfry mandadina be tsilo nahatonga ilay fitenenana hoe: "Mpianala tsy mahay ka uoasingotry ny o - uao tra ",
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha