Dikan'ny teny : avanavana
Hampiditra dikany hafa
1.
p. mt.: Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny teny hoe "tsy bita": Tsy hita auanavana, tafahoatra na misy elanelany makadiry amin' ny hafa ampitahaina aminy: Tsy hita avanavana ny haben'Antananarivo miolotra amin'Ambohitrakely.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Avànavàna (vanavana) mt. at. (avanavanao): Atanatana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha