Dikan'ny teny : atsivetraka
Hampiditra dikany hafa
(tsivetraka) mt. at. (atsivetrà ho): Velarina: Atsivetrà ho tsara eo ambany lavarangana it? tsihy it? hipetrahantsika,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha