Dikan'ny teny : atsinkafona

Hampiditra dikany hafa
(tsinkafona) mt. at. (atsinkafôny): Ahevaheva eny ambony rano: Aza dia atsinkafona re ny loto efa mandry any ambany rano any e! 1 Zavatra tsy nisy nahalaia na efa hadino ka atranga ho hitan'ny be sy ny maro: Natsinkafony teo tamin'ny kabary nataony ny kileman'ilay maty. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106