Dikan'ny teny : atsimo
Hampiditra dikany hafa
a: Lafin'ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin'ny avaratra. •H,o,: Kely haja, mahantra. / t.i.f.: Anatsinomina i manatsimo, fanatsimo, mpanatsimo / anatsinomana, fanatsinomana i mianatsimo, fianatsimo, mpianatsimo ) ianatsinomana, flanatsinomana ( tatsimo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha