Dikan'ny teny : atsimbadika
Hampiditra dikany hafa
(tsimbadika) mt. at. (atsimbadiho): Avadika a-tao ambony ambany, ahohoka: Natsimbadiny ny laona dia Jasa izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha