Dikan'ny teny : atsikaroka

Hampiditra dikany hafa
(tsikaroka) mt, fit. (atsikaràhy): Entina mitsikaroka, mihohy ny tongotra aman-tanana mba ho afaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067