Dikan'ny teny : atsatoka
Hampiditra dikany hafa
(tsatoka) mt at (atsatôhy): Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina 1 H.o,: Ilaozana ka avala hiandry eo: Loza no nafitsok'i Berna fa natsatony teo foana aho nandritra ny antsasak' adiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha