Dikan'ny teny : atrabaka
Hampiditra dikany hafa
(trabaka) mt, fit. (atrabàho): Entina manatrabaka, manatrobaka, mandentika zava-maranitra ao amin' ny...: Lefona maranitra no natrabany ny kibony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha