Dikan'ny teny : atovo
Hampiditra dikany hafa
(tovo) mt. fit. (atouozy): Entina manovo, na ma-ka rano hatao ao'anaty siny na zavatra hala: Kely loatra ny zinga atouonao rano ao am-pantsakana ka ela vao mahafeno siny ianao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha