Dikan'ny teny : atovana

Hampiditra dikany hafa
(tovana) mt, at. (atouàno): Atao tovana, atohy: Ny "ina" sy "ana" dia atovana amin'ny fototeny mba hanaouana matoantenin' ny iharana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068