Dikan'ny teny : atotôtra
Hampiditra dikany hafa
1.
Atototra (tototra) mt fit. (atotory): Entina manototra, mameno: Ity ranon-tany it? no hatototrao itsy lavaka itsy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(totdtra) mt. at.: Lefahina (hozatra).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha