Dikan'ny teny : atosika
Hampiditra dikany hafa
(tosika) mt. at, (atoseho): Aronjina mba hivoaka amin'ny faritra iray na hamotraka na handroaka azy: Natosiny aho ka lava. • Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakauiana izy. ~ Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha