Dikan'ny teny : atondro
Hampiditra dikany hafa
(tondro) mt, fit. (atondroy): Enti-manondro: Axa ny fanondroadala no atondro zavatra rehefa manondro. ? Atodika: Aza atondronao at~ iny basy iny sao lasa tampoka eo ny lutta.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha