Dikan'ny teny : atoko
Hampiditra dikany hafa
(toko) mt. at. (atokoy): Enti-milaza zavatra tsy alefa mitambatra be amin'izao, fa tsinjarazaraina ho antontany kely maromaro: Atokoy ny henanao, /tangahy fa tsy manam-bola hividianana an-kilaony aho. ? Zarazaraina: Atokoy dimy ireto mpianatra ireto.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha