Dikan'ny teny : atofantsika
Hampiditra dikany hafa
(tofantsika) mt. at. (atofantsiho): Atao mibaraingo manao andohalambo, ahantsika, alantsika. ~ Asaina miandry ela: Natofantsiny teo an-tsena adiny telo a-ho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha