Dikan'ny teny : atobaka

Hampiditra dikany hafa
(tobaka) mt. at. (atobah y): Atsipy hibosasaka; ampidinina na arotsaka be dia be: Tandremo sao atobakao at? iny rano maloto iny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068