Dikan'ny teny : atoa
Hampiditra dikany hafa
a.: Antsa na hira miaraka amin'ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha. 6 t.f.f.: Atoavina / manatoa, fanatoa, mpanatoa / anatoavana, fanatoavana,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha