Dikan'ny teny : atavona

Hampiditra dikany hafa
(tavona) mt. fit. (atavony): Entina manatavona, manafotetaka, manosina (fotaka...): Asa, na inona na inona no natavon'ny ankizy it? sary Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0562