Dikan'ny teny : atanontanona
Hampiditra dikany hafa
(tanontanona) nit, at. (atanontanony): A-petraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Axa atanontanona eo akaikin'ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha