Dikan'ny teny : atandrina

Hampiditra dikany hafa
(tandrina) mt, at, (atandremo): Ilazana ny olona alaina hitandrina: Iza no hatandrina ireto mpianatra ireto raha lasa ianao? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067