Dikan'ny teny : atakarina
Hampiditra dikany hafa
(tokarina) mt. at. (atakarino): Avala hiresaka, hihinana any an-tranon'olona: Aza atakarina any an-tranon'olona ny zanakao fa mahamenatra,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha