Dikan'ny teny : ataina

Hampiditra dikany hafa
(taina) mt. at. (ataino): Andrehetana afo: Vatan-kininina iray no natainay dia nahamasaka ny vomanga sy ny vary. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072