Dikan'ny teny : asitrika
Hampiditra dikany hafa
(sitrika) mt. at, (asitriho): Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany. ~ Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko? 1 Alevina: Amin'ny telo ora hariva no hasitriko ny razana
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha