Dikan'ny teny : aselontselona
Hampiditra dikany hafa
(selontselona) mt. at. (aselontselony): Ampandalovina na apetraka eo anoloan'olona ka manelingelina azy; aserasera.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha