Dikan'ny teny : asaoka

Hampiditra dikany hafa
(saoka) mt. at. (asaohy): Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin'ny didy akanjo): Soga voantondro telo no nasaoka ilay lohaka fa tery loatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065