Dikan'ny teny : asangasanga
Hampiditra dikany hafa
(sangasanga) mt. at. (asangasangao): (zavatra) Izay aseho avy lavitra ny lohany na ny tendrony: Asa asangasanga eo amin'ny varauarankely eo ny lohan-jaza.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha