Dikan'ny teny : asamboaravoara
Hampiditra dikany hafa
(samboaravoara) mt. at. (asamboaravoarao): Atao misamboaravoara, ahetsika mahery hitambohmbolina, atroatra: Asamboaravoaran'ny rivotra ny ranomasina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha