Dikan'ny teny : asaka

Hampiditra dikany hafa
1. a: Enti-milaza ny soratr'omby mavo vasoka na ma-loto volo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (saka) mt, fit. (asakao): (ny tanana) Entina misaka, maka hazandrano na orana ao anaty rano na ao anaty la-valsa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068