Dikan'ny teny : arotsaka
Hampiditra dikany hafa
(rotsaka) mt, at (arotsahy): Aidina: Arotsahy amin'izay ny vary fa efa mangotraka ny rano. ~ Alatsaka amin'ny sekoly, fianaran-draharaha...: Narotsako hianatra ny zanako fa efa lehibe.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha