Dikan'ny teny : aromoromo

Hampiditra dikany hafa
(romoromo) mt. at. (aromoromoy): Avala hisy romoromo (zavatra mikiramborambo, kilema, tsininy): Aza aromoromo ny moron-tongotr'akanjonao. / Naromoromony ny fihavanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076