Dikan'ny teny : arisika
Hampiditra dikany hafa
(risika) mt. at (arisiho): Atao tonga marisika, mazoto; atao izay hananana zotom-po: Arisiho amin'ny asa ny tanora.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha