Dikan'ny teny : ariana

Hampiditra dikany hafa
(ary) mt, ih (ario), mpan (mpanary): Tsy tiana ka avela, atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io. • Vary (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian'Isambilo ny solomasondrainy. ary, ario, manary, mpanary, fanariana. Ario ny fako. Manary fako ny ankizy. Manary fako no asany. Tandremo, tsy fanariam-pako eto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069