Dikan'ny teny : aretaka

Hampiditra dikany hafa
(retaka) mt. at. (aretaho): Atao miretaka, miboretaka, tsy mahajoro: Naretaky ny taon sy ny orana ilay tafo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0083