Dikan'ny teny : arepirepy
Hampiditra dikany hafa
(repirepy) mt. at. (arepirepeo): Avembena, arondrona. • Aapanapana: Arepirepin'ny fahoriana izy na mitotototo atsy, mitotototo aroa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha