Dikan'ny teny : aravona
Hampiditra dikany hafa
(ravona) mt, at. (aravony): Atao mitovy tantana: Tokony haravona ny tany alohan'ny hanorenana trano. ~ h.o.: Ampitovina; zaraina mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe: Tokony haravona daholo hono ny haren'ny olona rehetra, hoy ireo mpandinika sasany momba ny fitantanan-karenam-bahoaka
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha