Dikan'ny teny : aravaka

Hampiditra dikany hafa
(ravaka) mt. fit. (aravaho): Entina mandravaka: Raozy sy lisy aravaka ny latabatra hisakafoan'ny mpanambady. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066