Dikan'ny teny : arapaka

Hampiditra dikany hafa
(rapaka) mt, at. (arapaho): Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak'ilay alika ilay vaingan-kena be. ? Raisina tsy an-kanavaka: Anisan'ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069