Dikan'ny teny : aranina
Hampiditra dikany hafa
(arana) mt. ih. (ara-no): Atao izay sitra-pony sy izay tiany: Aranin'ny ray aman-dreniny loatra io zaza io ka ho simba rahatrizay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha