Dikan'ny teny : aporofo

Hampiditra dikany hafa
(porofo) mt. fit. (aporofoy): Entina manaporofo, manamarina: Tsy misy zavatra azonao aporofo fa izy no namono ilay olona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081