Dikan'ny teny : apoitra
Hampiditra dikany hafa
(poitra) mt. at. (apoiro): Aseho, atranga: Avy hatrany dia napoitran'ny mpanao famotorana ilay zavatra very • Atao miombotra; ongotana: Napoitrany tamin'ny tandra ny fantsika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha