Dikan'ny teny : apika
Hampiditra dikany hafa
(pika) mt. at. (apiho): Afantsitsitra: Napikany taty amiko ny rano. • Alefa, avela handositra: Napikan'ny olona indray ilay mpangalatra • Aforitra, hidiana: Napikany ny elo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha