Dikan'ny teny : aombotra
Hampiditra dikany hafa
(ombotra) mt, fit. (aomboty): Entina manongotra, manala amin-kery: Tandramokitra no naombotra ilay fantsika Leva afaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha